2012 Taona vaovao!
Ny RARY tsara indrindra, tena soa sy mendrika
ataontsika zanany ho an'i Madagasikara

Rafitra telo no manentana ity tafa, dinika, filazana vaovao, fanabeazana maha olom-pirenena, fitiavana tanindrazana sy ireo hay ho tena fampivoarana an'i Madagasikara ity:
Ny Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana.
Madagascar Animation Culturelle pour le Développement

Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Tia tanindrazana
ny Hery Velona, ny Fahaizana ambony , sy ny Fahaizana Avo lenta
an'ny zanak'i Madagasikara (ny eto Madagasikara sy aty ivelany).
Réseau Citoyen du Patriotisme
des Forces Vives, des Intellectuels et des Elites (RCP-FVIE) Enfants de Madagascar
à Madagascar et la diaspora à travers le monde
Ny Fiaraha-mientan'ny Olom-pirenena ho Fampivoarana an'i Madagasikara
Le Rassemblement Citoyen pour le Développement de Madagascar (RCDM)

Ny mpiandraikitra sy namorona ireo rafitra telo ireo:
Johnson Jacky THAÏNA
Profesora Ny Haimarolafy sy ny Rohivondronan-taranja
Professeur pluridisciplinaire et interdisciplinaire

Professeur d’Economie de droit et des Institutions de Management
Des grandes disciplines de Gestions Marketing Finance
Technologie et production Mathématiques appliquées
Ressources Humaines Communication et Culture
Méthodologie Pratique systémique Mondialisation
Stratégie de développement

Enseignant à l’Université de Rennes IUT GEA AFPI-CFAI Campus KerLann
INSA Ecole d’ingénieur CNAM Epac Saint Cyr
Consultant en ingénierie du système éducatif et des formations
En ingénierie de l’entreprise audit systémique et stratégie du développement

Candidat à l’élection présidentielle à Madagascar
Aza adino ny mamangy ny site : madagascar animation culturelle pour le développement
Ny tanjona ve? (Mazava ho azy)
Ny fanentanana ny fanomezana ny tena hay mifandraika amin'ny filan'ny fampandrosoana an'i Madagasikara: ny hay fananganana fitondrana mendrika ny firenena , ny hay fanabeazana, ny hay fampianarana, ny fahalalana tena izy, ireo tena hay fijery mitambatra, hay-tao, hay fandrindra ho an'ny ankizy, ny tanora, ny lehibe malagasy mba ho olompirenena mendrika andraikitra tojon'ny hay fiarahamiasa ho amin'ny tena fampivoarana an'iMadagasikara.
Ary satria ireto no zava-nisy, zava-doza, zava-misy marina tsy azo hidivirana, tsy maintsy jerena hatrika ary tsy maintsy vahana olana.
1°) 52 taona (1960-2012)izao i Madagasikara no latsaka anaty lavaka misy ireo tany mahantra (nampahatrana) indrindra eto an-tany.(cela fait 52 ans (1960-2012) que Madagascar est officiellement classé dans le groupe des pays les plus pauvres (appauvris) du monde).
2°) Repoblika telo: Tsiranana-Pisodia, Ratsiraka-Arema, Ravalomanana-TIM
Fitondrana telo samy lonaka anaty fitaka, sandoka, misandoka fifidianana filohan'ny Repoblika amin'ny fibahanana ara-bola miafina fihaviana « kolikoly » avy amin'ny firenena ivelany omena tsena antsokosoko, tsy mahalala menatra fa dia misandoka ara-tsaina lalampifidianana sy lalampanorenana, manao amboletra ny antenimiera,...antoko politika tsy misy dikany maha olompirenena ny hatao hoe politika (vide de définition citoyenne du mot politique), baranahiny tsy misy kahie mamaritra ny adidy sy ny zo ny mpanao politika(vide de cahier des charges des devoirs et du droit des partis politiques),tsy misy hay fifehezan-tena (vide d'éthique), tsy misy hay fifanajana (vide de déontologie), tsy misy lalàna famerana ny fanaovana politika (vide de cadrage juridique des partis politiques) ,tsy misy lalàna famerana ny famatsiana ara-bola (vide de loi sur le financement des partis politiques), dia lonaka anaty kolikoly fitaka sy sandoka (un système de gouvernance et de présidence de la République mort né englué dans le faux l'escroquerie la malhonnêteté intellectuelle, en habit du dimanche qui débouche sans surprise dans la violence répétitive)...dia rotaka, fanapoteana, fandorona, fandratrana, famonona, fampiderana ny vata-paty ilalaovana hetsi-pon'ny vahoaka etsy amin'ny kianjan'ny 13 mai...ny fandosirana tsy mahalala menatra.
Dia mitsangana indray izato HAT teteza-mita fa maharitra « taona maro », rehefa avy nilalao ny hetsi-po tamin'ny vata-paty mbola tetsy amin'ny kianjan'ny 13 mai ihany , dia io efa tena lonaka anaty fitaka sy sandoka, tena mandany be sady tsy misy fahaizana manazava ny tena olana ifotony, tsy misy vaha olana matotra sy maharitra ho fanarenana ara-drafitra sy ara-tsaina ny firenena. Lonaka anaty fitaka sy sandoka ny HAT, CST sy CT an'ingahy isany Andry Rajoelina sy Norbert Lala Ratsirahonana ( ingahy Norbert Lala Ratsirahonana araka ny efa fantatry ny vahoaka malagasy maro dia sady filohan'antoko politika no efa imbetsaka nampidi-doza nikirakira manamboatra ny Lalampifidianana sy ny lalampanorenana araka izay mahasoa ny tenany tamin'ny fitondrana Ratsiraka sy Ravalomanana sy ny hery firenena ivelany niraisandrizareo « petsapetsa »).
Izao ary dia efa namboarin'ingahy isany Andry Rajoelina sy Norbert Lala Ratsirahonana ho an'ingahy Andry Rajoelina manokana ny Lalampifidianana: 35 taona fara-fahakeliny ary ny malagasy miasa any ivelany tsy mahazo milatsaka.
(I profesora Tahina mpampianatra aty ivelany izany tsy mahazo milatsaka ho fidina hono ...).
Fahaizana ve izany? sa hafetsena an'ingahy isany Andry Rajoelina sy Norbert Lala Ratsirahonana izany?
Mazava ho azy fa tsia! Izany no hatao hoe sady kanosa tsy sahy mifanatrika amin'ny haino aman-jery no tsy mahalala menatra misandoka ara-drafitra sy ara-tsaina lalampifidianana sy lalampanorenana, sady tetezamita manararaotra mandroba tsena iraisana tsikombakomba amin'ny vahiny, no mandany be ny arenan'ny firenena efa sahirana tsy mahalala menatra mbola manetry ny vahoaka malagasy ho mpifidy adàla.

52 taona (1960-2012) izao ireo izay nitonona hoe filohan'ny Repoblika dia tena olona tsy mahalala menatra fa sady ohatra ratsy indrindra (ho an'ny ankizy, sy ny tanora), no zara raha mahafantatra izay kabary an-taratasy vakiny, misandoka fifidianana sy fitondrana. Izy tenany ihany no misoko mangina manendry ny mpiasa ao aminy Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana « Haute Cour Constitutionnelle » hilaza fa izy tenany ihany no milatsaka ho fidina, koa izy ihany no lany, ny sisa saritsarimpifaninana samy voavatsy bahana vola miafina « kolikoly »ka ry zareo samy zareo no samy lany mifampiarahaba samy mpisandoka ao, avy eo dia manao ny amboletra vaovao toy ny teo aloha ihany « lasa ny mamba misosoka ny voay! » ary dia mandrevy ny hivalapatra mandany be mandritry ny fihainany, manetry ny vahoaka ho mpifidy adàla anaty fahasarotana.
Mazava ho azy ny RARY tena tsara, tena soa, tena mendrika indrindra ataontsika zanany ho an'i Madagasikara !:
1°) Tsy mila intsony an'ireo efa nampididoza firenena ireo mbola mikitika fitondrana ireo indray isika: dia ingahy isany Ratsiraka, Zafy Albert, Ravalomanana, Andry Rajoelina, Norbert Lala Ratsirahonana ...Efa samy nandany be, nisandoka, nanimba ara-drafitra sy ara-tsaina firenena ireo.
Aoka tsy hisy hifidy intsony raha mbola io lalampifidianana misandoka tamin'ny 2010 nataon' ingahy isany Andry Rajoelina sy Norbert Lala Ratsirahonana ho andrizareo manokana io no mbola ho hataondrizareo amboletra.
( ary i Profesora Tahina dia hilatsaka tokoa ho fidina ka ho hita eo izay sahy hanembatsembana azy!)
2°) Ampy izay 52 taona (1960-2012) sandoka ara-pitondrana firenena izay! Mitsangana ary manentana ny tambazotran'nyolom-pirenena ny fitiavana tanindrazana, ny hery velona, ny fahaizana ambony, ny fahaizana avo lenta an'ny zanak'i Madagasikara ho tena fampivoarana.
3°) Diovintsika ho mendrika sy hanana ny hay sy soa fijery mitambatra (vision) ary ho tsara kokoa ny fifidianana, ny fitondrana firenena, ny tontolon'ny lalàna, ny tontolon'ny toekarena, ny tontolon'ny fanabeazana sy ny fampianarana, ny hay fiaraha-miasa amin'ny vahiny, ny hay fitandremana sy hay fanitsiana ary hay fanatsarana tsy miato ara-drafitra sy ara-tsaina ny ho fampivoarana an'i Madagasikara, koa sady ho hay lanja miakatra ny tena fampivoarana no hay tsinjo ny taranaka malagasy mbola ho avy.
Dia manao veloma am-panajana mandra-piresaka indray ho antsika olom-pirenena.
Rennes 23/01/2012
Ny profesora Johnson Jacky TAHINA
1 commentaire:
J'aime !!!
Enregistrer un commentaire