Madagasikara
Manentana ny Kolontsaina ho
Fampivoarana
Ny
Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny
Manampahaizana zanak'i Madagasikara
Ny
fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Madagasikara
Ny Namorona
sy filohan'ireo rafitra telo ireo: Pr Johnson Jacky THAÏNA
zoma 15 jiona 2012
Antony:
Fanambarana mialoha « Madagasikara fihaonambe 2012
ho tena fanarenana sy fampandrosoana ny firenena ».
Antso
avo ho antsika olom-pirenena,
Mangarahara
be fa (1960-2012) 52 taona izao no latsaka anaty
lavaka misy ireo firenena mahantra indrindra eto an-tany
iMadagasikara. Repobilika telo samy fitondrana firenena osa
nampididoza ara-drafitra sy
ara-tsaina, ka samy niafara hatrany tamin'ny
fanapoteana, fandorona , fifamonona ny samy
malagasy, fampahantrana ny firenena sy ny taranaka
malagasy.
Ary
ity Tetezamita telo taona fitondrana avy teny
an-dalambe migalabona mandany be sady mbola miotrika
fisandoana fifidianana no tsy misy haijery
mitambatra, tsy misy haifamoitra ireo tena
olana fito ifotony: na ny zava-nisy, na
ny zava-misy any ka hitondra ny firenena ho aiza?
Tsy misy hairindra vaha olana matotra sy
maharitra.
Noho
izany rehetra izany dia anentana ny « Madagasikara
fihaonambem-pirenena 2012 » Ny profesora Johnson
Jacky THAÏNA ny volana jolay sy aogositra 2012. Sady
haifanabeazana ny maha olom-prenena tena izy no
mampita ny fahalalàna tena ilaina satria mifandraika
tsara amin'ny tena filàn 'ny firenena sahirana 52
taona latsaka an-katerena. Entanina manokana ianareo tanora,
ny hery velona sy ianareo raiamandreny sy ny manampahaizana
rehetra ho tonga anatrika ireto famelabelarana ireto.
O
Ireo olana mianjady amin'ny tanora sy ny
lehibe: Ny fianarana,
fampianarana, fahaizana
tena ilaina eto Madagasikara?
Taranja? Fiofanana? ? Ny asa? Ny very asa na
ny tsy mahita asa?
Ny fahalalàna sy
fahaizana fototra tsy maintsy entanina momba ny
orinasa sy
ny fampivoarana
Haijery
sy fandalinana mamoitra ireo sakana
sy olana ifotony
ary ny vaha olana tena
izy
Sady
mampita ny
fanabeazana tena
izy
ny maha
olom-pirenena , ny
famaritra tena
ilaina
sy
ny hairindra ho
fampivoarana tena
izy
mifandraika amin'ny tena filan'ny
firenena.
O
Ireo olana 7 ifotony mianjady manidy
an'iMadagasikara ho ripaka anaty fahantrana:
52 taona (1960-2012)
fitondrana firenena osa, sady
nampahantra no nampididoza ara-drafitra
sy
ara-tsaina firenena.
Haijery
sy fandalinana mamoitra ireo sakana
sy tena olana fito
ifotony ary ny vaha
olana
Sady
mampita ihany koa ny fahalalàna tena izy, ny
fanabeazana ny
maha olom-
pirenena,
ny
famaritra tena
ilaina, sy
ny hairindra ho
fampivoarana tena
izy ny
firenena.
Johnson
Jacky TAHINA
Profesora Ny Haimarolafy
sy ny Rohivondronan-taranja
Professeur
Pluridisciplinaire et Interdisciplinaire
Académie de
Rennes et à Madagascar
Enseignant :
d’Economie de Mondialisation de Droit
et des Institutions
des
Grandes disciplines de Gestions
Marketing Finance et Comptabilité
Ressources Humaines Communication
Mathématiques
appliquées
Technologie et Production
Méthodologie
Management
Pratique Systémique et Stratégie de
développement
Enseignant à l’Université de Rennes
DIAFOR CFAI AFPI Campus
KER LANN
EPAC
St Cyr INSA CNAM
Consultant
en pédagogie
citoyenne ingénierie
stratégie
du système éducatif et de formation
en audit pratique
systémique stratégie d'entreprise et
du développement
Candidat
à l'élection présidentielle
wwwmadagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire